Genesisy 6:18 MG1865

18 Nefa kosa haoriko ny fanekeko aminao; ary hiditra ao anatin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao mbamin'ny vinantonao vavy miaraka aminao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:18 amin'ny teny manodidina.