Genesisy 6:19 MG1865

19 Ary ny zava-manan'aina rehetra, dia ny nofo rehetra, hitondranao roa avy isan-karazany ho ao anatin'ny sambo-fiara, hovelomina miaraka aminao; ho lahy sy vavy avy ireo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 6

Jereo Genesisy 6:19 amin'ny teny manodidina.