Genesisy 8:1 MG1865

1 Ary Andriamanitra nahatsiaro an'i Noa mbamin'ny bibi-dia rehetra ary ny biby fiompy rehetra, izay niara-nitoetra taminy tao anatin'ny sambo-fiara; ary Andriamanitra nampandeha rivotra eran'ny tany, ka dia nihena ny rano.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:1 amin'ny teny manodidina.