Genesisy 8:2 MG1865

2 Ary tampina ny loharanon'ny lalina sy ny varavaran'ny lanitra, ka nitsahatra ilay ranonorana nivatravatra avy tany an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:2 amin'ny teny manodidina.