Genesisy 8:3 MG1865

3 Ary nihena niandalana niala tamin'ny tany ny rano; ary rehefa afaka dimam-polo amby zato andro, dia efa nihena ny rano.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:3 amin'ny teny manodidina.