Genesisy 8:11 MG1865

11 Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro; ary, indro, nisy ravin'oliva maitso teo am-bavany; izany no nahafantaran'i Noa fa efa kely ny rano tambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:11 amin'ny teny manodidina.