Genesisy 8:10 MG1865

10 Ary mbola niandry hafitoana koa izy; dia namoaka ilay voromailala tamin'ny sambo-fiara indray izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:10 amin'ny teny manodidina.