Genesisy 8:9 MG1865

9 Fa tsy hitan'ilay voromailala izay hipetrahan'ny faladiany, dia niverina tamin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara izy, satria mbola nisy rano tambonin'ny tany rehetra; ary Noa naninjitra ny tànany ka nandray sy nampiditra azy ho ao aminy tao anatin'ny sambo-fiara.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:9 amin'ny teny manodidina.