Genesisy 8:19 MG1865

19 Ny zava-manan'aina rehetra sy ny biby rehetra izay mandady na mikisaka ary ny vorona rehetra mbamin'izay rehetra mihetsiketsika eny ambonin'ny tany dia samy nivoaka avy tao amin'ny sambo-fiara araka ny karazany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:19 amin'ny teny manodidina.