Genesisy 8:20 MG1865

20 Ary Noa dia nanorina alitara ho an'i Jehovah; ary ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra dia nanalany ka nataony fanatitra odorana teo ambonin'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 8

Jereo Genesisy 8:20 amin'ny teny manodidina.