12 Tsy hatrizay hatrizay va Hianao, Jehovah Andriamanitro, Iray Masiko? Tsy ho faty izahay; Ry Jehovah ô, ho famaizana no nanendrenao ireny, Ry Vatolampy ô, fananarana no nanangananao azy
Vakio ny toko manontolo Habakoka 1
Jereo Habakoka 1:12 amin'ny teny manodidina.