Habakoka 1:13 MG1865

13 Hianao, Izay madio maso ka tsy te-hitsinjo ny ratsy Ary tsy mahajery fahoriana, Nahoana Hianao no mijery izay mamitaka Ary mangina, raha ny ratsy fanahy mandrapaka ny marina noho izy,

Vakio ny toko manontolo Habakoka 1

Jereo Habakoka 1:13 amin'ny teny manodidina.