Habakoka 2:16 MG1865

16 Efa feno henatra ianao, fa tsy voninahitra; Mba sotroy koa, ka mitanjaha; Hatolotra anao ny kapoaka eny an-tanana ankavanan'i Jehovah, Ary fahamenarana no ho amin'ny voninahitrao.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 2

Jereo Habakoka 2:16 amin'ny teny manodidina.