Habakoka 2:17 MG1865

17 Fa hanody anao ny loza natao tamin'i Libanona Sy ny fandringanana mahatahotra namelezana ny biby, Noho ny ran'ny olona sy ny loza natao tamin'ny tany, Dia tamin'ny tanàna sy ny mponina rehetra ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 2

Jereo Habakoka 2:17 amin'ny teny manodidina.