Habakoka 2:18 MG1865

18 Mahasoa inona ny sarin-javatra voasokitra, No misokitra azy ny mpanao azy? Na ny sarin-javatra an-idina sy ny mpampianatra lainga, No matoky azy izay namorona azy Tamin'ny nanaovany sampy moana?

Vakio ny toko manontolo Habakoka 2

Jereo Habakoka 2:18 amin'ny teny manodidina.