Habakoka 2:19 MG1865

19 Lozan'izay manao amin'ny hazo hoe: Mifohaza! Ary amin'ny vato moana hoe: Mitsangàna! Hampianatra va ireo ? He! voapetaka takela-bolamena sy volafotsy ihany izy, Nefa tsy misy fanahy akory ao anatiny.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 2

Jereo Habakoka 2:19 amin'ny teny manodidina.