Habakoka 3:11 MG1865

11 Ny masoandro sy ny volana niditra teo amin'ny fitoerany, Noho ny fahazavan'ny zana-tsipìkanao mitsoriaka Sy ny fanelatselatry ny lefonao mamirapiratra.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:11 amin'ny teny manodidina.