10 Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; Mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, Mamoa-peo ny lalina Sady manangan-tanana ho amin'ny avo.
Vakio ny toko manontolo Habakoka 3
Jereo Habakoka 3:10 amin'ny teny manodidina.