Habakoka 3:9 MG1865

9 Nalan-tsarona ny tsipìkanao; Efa nianianana ny fikapohan'ny teny. [Sela] Namakivaky ny tany Hianao mba hisy ony.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:9 amin'ny teny manodidina.