8 Moa amin'ny ony va no irehetan'ny fahatezeran'i Jehovah ? Amin'ny ony va no ahatezeranao, Na amin'ny ranomasina va no ahasosoranao, No dia mitaingina ny soavalinao sy ny kalesim-pamonjenao Hianao ?
Vakio ny toko manontolo Habakoka 3
Jereo Habakoka 3:8 amin'ny teny manodidina.