Habakoka 3:2 MG1865

2 Jehovah ô, efa reko ny filazana Anao, ka raiki-tahotra aho; Jehovah ô, velomy ny asanao ao an-tenatenan'ny taona, Ataovy fantatra ao an-tenatenan'ny taona izany; Na dia tezitra aza Hianao, tsarovy ny indrafo.

Vakio ny toko manontolo Habakoka 3

Jereo Habakoka 3:2 amin'ny teny manodidina.