Hosea 1:4 MG1865

4 Ary hoy Jehovah taminy: Ataovy Jezirela no anarany; fa vetivety dia hovaliako ny taranak'i Jeho noho ny rà nalatsaka tao Jezirela, ary hatsahatro ny fanjakan'ny taranak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Hosea 1

Jereo Hosea 1:4 amin'ny teny manodidina.