Hosea 1:7 MG1865

7 Fa ny taranak'i Joda no hamindrako fo, ary Izaho Jehovah Andriamaniny no hamonjy azy, nefa tsy amin'ny tsipìka, na amin'ny sabatra, na amin'ny ady, na amin'ny soavaly, na amin'ny mpitaingin-tsoavaly.

Vakio ny toko manontolo Hosea 1

Jereo Hosea 1:7 amin'ny teny manodidina.