1 Voaloboka misandrahaka Isiraely, mamoa ho azy izy; Araka ny habetsahan'ny voany no nanaovany alitara betsaka, araka ny hatsaran'ny taniny no nanaovany tsangam-baton-tsampy tsara tarehy.
Vakio ny toko manontolo Hosea 10
Jereo Hosea 10:1 amin'ny teny manodidina.