Hosea 10:15 MG1865

15 Toy izany no hataon'i Betela aminareo, noho ny haben'ny faharatsianareo; Raha maraina ny andro, dia ho levona mihitsy ny mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Hosea 10

Jereo Hosea 10:15 amin'ny teny manodidina.