4 Niteniteny foana izy tamin'ny nianianany tsy tò sy ny nanaovany fanekena; Ka nitrebona toy ny zava-mangidy eny am-bavasa eny an-tsaha ny rariny.
Vakio ny toko manontolo Hosea 10
Jereo Hosea 10:4 amin'ny teny manodidina.