Hosea 10:6 MG1865

6 Iny koa ho entina any Asyria ho fanomezana ho an'i Jareba mpanjaka; Ho afa-baraka Efraima, eny, hangaihay Isiraely noho ny saina nataony.

Vakio ny toko manontolo Hosea 10

Jereo Hosea 10:6 amin'ny teny manodidina.