11 Hanatona amin-kovitra avy any Egypta toy ny voronkely izy, ary avy any amin'ny tany Asyria toy ny voromailala; Ka dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Hosea 11
Jereo Hosea 11:11 amin'ny teny manodidina.