Hosea 11:3 MG1865

3 Fa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Eny, notrotroiko tamin'ny sandriko aza izy. Nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 11

Jereo Hosea 11:3 amin'ny teny manodidina.