Hosea 12:3 MG1865

3 Manana ady amin'i Joda koa Jehovah ary tsy maintsy mamaly an'i Jakoba araka ny alehany, ka hatsingeriny aminy ny nataony.

Vakio ny toko manontolo Hosea 12

Jereo Hosea 12:3 amin'ny teny manodidina.