Hosea 13:10 MG1865

10 Aiza ary izay mpanjakanao, Mba hamonjy anao ao an-tanànanao rehetra? Ary aiza ireo andriambaventinao, izay nantsoinao hoe: Omeo mpanjaka sy mpanapaka aho?

Vakio ny toko manontolo Hosea 13

Jereo Hosea 13:10 amin'ny teny manodidina.