Hosea 13:14 MG1865

14 Havotako tsy ho azon'ny herin'ny fiainan-tsi-hita izy; Hovonjeko ho afaka amin'ny fahafatesana Izy; Ry fahafatesana ô, aiza ny aretina fandripahanao? Ry fiainan-tsi-hita ô, aiza ny fandringananao? Afenina tsy ho hitan'ny masoko ny nenina.

Vakio ny toko manontolo Hosea 13

Jereo Hosea 13:14 amin'ny teny manodidina.