6 Ho tahaka ny ando Aho amin'ny Isiraely; Hamony tahaka ny lilia izy, ary hamaka tahaka an'i Libanona.
Vakio ny toko manontolo Hosea 14
Jereo Hosea 14:6 amin'ny teny manodidina.