Hosea 14:8 MG1865

8 Izay mipetraka ao ambanin'ny alokalony dia hampahavokatra vary indray, ary haniry tahaka ny voaloboka izy; Ny lazany ho tahaka ny an'ny divay avy any Libanona.

Vakio ny toko manontolo Hosea 14

Jereo Hosea 14:8 amin'ny teny manodidina.