Hosea 4:15 MG1865

15 Na dia mijangajanga aza ianao, ry Isiraely. Aoka ny Joda tsy mba hanota; Ary aza mankany Gilgala na miakatra any Betavena ianareo; Ary aza mianiana hoe: Raha velona koa Jehovah!

Vakio ny toko manontolo Hosea 4

Jereo Hosea 4:15 amin'ny teny manodidina.