3 Ary noho izany dia mitomany ny tany ary reraka izay rehetra mitoetra ao aminy, dia ny bibi-dia sy ny voro-manidina; Eny, na dia ny hazandrano any anaty ranomasina aza dia ringana koa.
Vakio ny toko manontolo Hosea 4
Jereo Hosea 4:3 amin'ny teny manodidina.