Hosea 4:6 MG1865

6 Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; Ary efa nanadino ny lalan'Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko kosa ny zanakao.

Vakio ny toko manontolo Hosea 4

Jereo Hosea 4:6 amin'ny teny manodidina.