Hosea 5:5 MG1865

5 Ary ny avonavon'Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Ary Isiraely indrindra fa Efraima, ho lavon-keloka; Joda hiara-davo aminy koa.

Vakio ny toko manontolo Hosea 5

Jereo Hosea 5:5 amin'ny teny manodidina.