Hosea 6:1 MG1865

1 Andeha hiverina ho amin'i Jehovah isika; Fa Izy no namiravira, ary Izy ihany no hahasitrana antsika; Izy no namely, ary Izy no hamehy ny ferintsika.

Vakio ny toko manontolo Hosea 6

Jereo Hosea 6:1 amin'ny teny manodidina.