Hosea 7:10 MG1865

10 Ary ny avonavon'Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Nefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy miverina amin'i Jehovah Andriamaniny ihany izy, na mitady Azy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 7

Jereo Hosea 7:10 amin'ny teny manodidina.