Hosea 7:16 MG1865

16 Miverina ihany izy, nefa tsy ho amin'ny Avo; Tonga tahaka ny tsipìka manjiona izy; Ho lavon-tsabatra ny mpanapaka azy noho ny firehitry ny lelany; Izany no ho latsany any amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Hosea 7

Jereo Hosea 7:16 amin'ny teny manodidina.