Hosea 8:4 MG1865

4 Ireny dia nanangana mpanjaka nefa tsy avy tamiko; Nifidy mpanapaka izy, nefa tsy fantatro; Ny volafotsiny sy ny volamenany no nataony sampiny mba hamongorana azy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 8

Jereo Hosea 8:4 amin'ny teny manodidina.