Hosea 9:7 MG1865

7 Tonga ireo andro famaliana, tonga ireo andro fanodiavana Ho fantatr'Isiraely fa adala ny mpaminany, ary very saina ny olona tsindriam-panahy noho ny hamaroan'ny helokao sy ny habetsahan'ny fanoherana.

Vakio ny toko manontolo Hosea 9

Jereo Hosea 9:7 amin'ny teny manodidina.