Isaia 1:14 MG1865

14 Ny voaloham-bolanareo sy ny fotoam-pivavahanareo dia halan'ny fanahiko, Mavesatra amiko izany, Ka sasatra mitondra azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:14 amin'ny teny manodidina.