Isaia 1:13 MG1865

13 Aza mitondra fanati-poana intsony; Fofona fahavetavetana amiko izany! Ny voaloham-bolana sy ny Sabata ary ny fiantsoam-piangonana Tsy zakako ny fivoriana masina haroharoam-paharatsiana!

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:13 amin'ny teny manodidina.