Isaia 1:16 MG1865

16 Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, Esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo; Mitsahara, fa aza manao ratsy;

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:16 amin'ny teny manodidina.