Isaia 1:4 MG1865

4 Indrisy! firenena mpanota, olona mavesa-keloka, Taranaka mpanao ratsy, zanaka mpanao meloka! Efa nahafoy an'i Jehovah izy, Efa nanamavo ny Iray Masin'ny Isiraely. Efa nihodina izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:4 amin'ny teny manodidina.