Isaia 1:3 MG1865

3 Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon'ny tompony; Fa ny Isiraely tsy mahalala, Ny oloko tsy misaina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:3 amin'ny teny manodidina.