Isaia 1:2 MG1865

2 Mandrenesa, ry lanitra, ary mihainoa, ry tany, Fa Jehovah no miteny hoe: Efa nitaiza sy nahalehibe zaza Aho, Kanjo niodina tamiko ireo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 1

Jereo Isaia 1:2 amin'ny teny manodidina.