Isaia 14:20 MG1865

20 Tsy halevina tahaka ireny ianao, satria efa nanimba ny taninao sady efa namono ny olonao; tsy hotononina mandrakizay ny taranaky ny mpanao ratsy!

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:20 amin'ny teny manodidina.